Ezekiela 34:14a Eny aminny tany tsara ho fiandrasana no hiandrasako azy Io no teny filamanatra nentina nanorenana ny fanokanana ny Fiangonana FPVM Sahafiandriani Jehovah Tsinjoarivo aty aminny faritrAmbatobdrazaka ny 01.07.2021 maraina , nanatrika sy nanome voninahitra izany I Dada...
Ary ny Masoko sy ny foko ho ao mandrakariva